| Entry | 1 tsy manam-paharoa |
| Elementary words | 2 tsy, 3 manana, 4 faharoa |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 tsy misy mitovy aminy
[1.1] |
| Explanations in French |
7 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal.
[2.415#1733] |
| Examples |
8 Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa.
[1.38]
|
| Synonyms | 9 isa fa tsy roa |
| Analogs | 10 bakalanysahaza, 11 fanaperana, 12 tapitraefatra, 13 tapitraohatra, 14 tongalafatra, 15 tsymanantsahala |
| Updated on 2025/10/31 |
|